« Izao no lazain'i Jehovah: Mijanòna eo an-dàlana ianareo ka izahao, ary anontanio izay Lalana Masaka Hatry ny Ela, dia izay làlana tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo. » Jeremia 6:16

Qui est en ligne ?
Nous avons 172 invités en ligne
Te ho mambra ato amin'ny Lalamasaka

Noho ny "tentative d'intrusion des hackers" somary niverimberina dia nesorinay aloha ny lien fidirana ho mambra teto ambony (Devenir membre). Koa ianareo izay tsy mbola tafiditra membre eto amin'ny site dia iangaviana handefa ireto informations ireto amin'ny Administrateur avy hatrany (lalamasaka@gmail.com) mba hampidiranay anareo avy aty amin'ny back-end :

Nom & prénom, e-mail, Login, mot de passe, télephone.
Alefanay mail avy hatrany ny validation toy ny mahazatra.

Amin'ny fonay rehetra

Ny Administrateur

 
Zarao amintsika ny sarin'ny Fiangonanao

Te hifankahita aminareo an-tsary ny namana lavitra. Alaivo sary ny trano fiangonanareo, sarin'ny mpino en groupe, batisa, evangélisation, fiadiana fototra, fanokanam-piangonana, dia azonareo atao ny mandefa azy mail aty aminay (lalamasaka@gmail.com) mba handaharanay azy eo amin'ny rubrique Rakitsary.

 
Localisation Satellite des Eglises Jesosy Mamonjy

Eo am-panaovana Mise à jour tsikelikely izahay mba hahitana avy hatrany ny Fiangonana Jesosy Mamonjy rehetra amin'ny alalan'ny Google maps. Efa misy vitanay aloha ireto azontsika jerena (Mankanesa etsy ampita ankavanan'ny page - Hitady fiangonana Jesosy Mamonjy).

Mba ho fanatsarantsika miaraka ity Sitetsika  ity anefa dia mangataka fiaraha-miasa aminareo izahay haka sary ny fiangonanareo ary handefa izany amin'ny : lalamasaka@gmail.com

Amin'ny fonay rehetra.

 
Mijoroa vavolombelona

Raha manana fijoroana vavolombelona ianao dia azonao atao ny manome voninahitra ny Tompo eto amin'ny Site hampaherezana ny namana rehetra. mankanesa eo amin'ny Menu-Hijoro vavolombelona

 
Mitady Traducteurs

Ny Site Lalamasaka Hatry ny Ela dia mitady olona tsara sitrapo hanao traducteur en ligne (lahatsoratra amin'ny teny malagasy avadika teny anglisy; na anglisy sy frantsay avadika teny malagasy). Koa raha  terem-panahy ianao ka afaka hanome tanana dia iangaviana handefa ny numero téléphone sy adiresy mail-nao aty aminay na hiantso avy hatrany ny administrateur. Misaotra mialoha amin'ny tolo-tanana, Jereo Menu-Hifandray aminay

 
Accueil Hira sy Salamo
Filtrer par titres     Affichage # 
# Titre de l'article Auteur Clics
1 Andriamanitra irery ihany Administrator 7479
2 Derao ny Anaran'ny Tompo Administrator 7269
3 Endrey ny fahalehibiazanao Administrator 7509
4 Etseho ny finoanao Administrator 7492
5 Fahasoavana feo mamy Administrator 7656
6 Fandresena noho ny Fahasoavana Administrator 7099
7 Fantaro ny foko Administrator 7064
8 Fotoan'ny Famelombelomana Administrator 7627
9 Hain'ny Tompo ny zava-drehetra Administrator 7648
10 Inona no mba irinao hatao ho an'ny Tompo Administrator 7157
11 Jeso ô ! Jeso Administrator 6428
12 Mandresy ao amin'i Jesosy Administrator 6737
13 Ny manompo anao no tiako Administrator 6605
14 Ny Mpivady Administrator 6099
15 Salamo 23 Administrator 6629
16 Sitrano aho Administrator 6339
17 Tahio ny Neninay Administrator 6319
18 Tao Kalvary Administrator 6557
19 Tsy misy fomba hafa Administrator 6427
 
Nous suivre
Sondage
Tinao ve ny site-ntsika