« Izao no lazain'i Jehovah: Mijanòna eo an-dàlana ianareo ka izahao, ary anontanio izay Lalana Masaka Hatry ny Ela, dia izay làlana tsara, ka iny no izory, dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo. » Jeremia 6:16

Qui est en ligne ?
Nous avons 112 invités en ligne
Te ho mambra ato amin'ny Lalamasaka

Noho ny "tentative d'intrusion des hackers" somary niverimberina dia nesorinay aloha ny lien fidirana ho mambra teto ambony (Devenir membre). Koa ianareo izay tsy mbola tafiditra membre eto amin'ny site dia iangaviana handefa ireto informations ireto amin'ny Administrateur avy hatrany (lalamasaka@gmail.com) mba hampidiranay anareo avy aty amin'ny back-end :

Nom & prénom, e-mail, Login, mot de passe, télephone.
Alefanay mail avy hatrany ny validation toy ny mahazatra.

Amin'ny fonay rehetra

Ny Administrateur

 
Zarao amintsika ny sarin'ny Fiangonanao

Te hifankahita aminareo an-tsary ny namana lavitra. Alaivo sary ny trano fiangonanareo, sarin'ny mpino en groupe, batisa, evangélisation, fiadiana fototra, fanokanam-piangonana, dia azonareo atao ny mandefa azy mail aty aminay (lalamasaka@gmail.com) mba handaharanay azy eo amin'ny rubrique Rakitsary.

 
Localisation Satellite des Eglises Jesosy Mamonjy

Eo am-panaovana Mise à jour tsikelikely izahay mba hahitana avy hatrany ny Fiangonana Jesosy Mamonjy rehetra amin'ny alalan'ny Google maps. Efa misy vitanay aloha ireto azontsika jerena (Mankanesa etsy ampita ankavanan'ny page - Hitady fiangonana Jesosy Mamonjy).

Mba ho fanatsarantsika miaraka ity Sitetsika  ity anefa dia mangataka fiaraha-miasa aminareo izahay haka sary ny fiangonanareo ary handefa izany amin'ny : lalamasaka@gmail.com

Amin'ny fonay rehetra.

 
Mijoroa vavolombelona

Raha manana fijoroana vavolombelona ianao dia azonao atao ny manome voninahitra ny Tompo eto amin'ny Site hampaherezana ny namana rehetra. mankanesa eo amin'ny Menu-Hijoro vavolombelona

 
Mitady Traducteurs

Ny Site Lalamasaka Hatry ny Ela dia mitady olona tsara sitrapo hanao traducteur en ligne (lahatsoratra amin'ny teny malagasy avadika teny anglisy; na anglisy sy frantsay avadika teny malagasy). Koa raha  terem-panahy ianao ka afaka hanome tanana dia iangaviana handefa ny numero téléphone sy adiresy mail-nao aty aminay na hiantso avy hatrany ny administrateur. Misaotra mialoha amin'ny tolo-tanana, Jereo Menu-Hifandray aminay

 
Accueil Tranga

Ho avy Jesosy

Note des utilisateurs: / 10
MauvaisTrès bien 

Tantara marina niseho tato ho ato : Miparitaka amin’ny aterineto.

Tao amin’ny Hopitaly iray tany Itaguai any Rio de Janeïro, Brésil, ny faran’ny herinandro (tsy voafaritra ny daty), dia nisy zazavavy kely nateraky ny renim-pianakaviana iray. Niraikitra ny tanany roa raha teo am-piterahana azy ny reniny.

Nilaza tamin’ireo ray aman-dreniny ny mpitsabo fa ataontsika izay hampihetsika ny tànany, koa nasiana antistatique ity zaza menavava ary avy eo dia natao ny fandidiana ireto tànana kely roa miraikitra ireto.

Vita soa aman-tsara ny fandidiana ary toa nisy karazana hoditra manify niraikitra teo.

Nosokafana ireto tànana roa ; tsy ho azonao an-tsaina ny zavatra nofonosin’ireto tànana kely roa ireto … fa nahitana soratra mazava tsara hoe : « Ho avy Jesosy », « Jesus revient », « Jesus is coming ».

Nanomboka nitomany ireo mpitsabo raha nahita izany ka niaiky ny fahotany, nibebaka, ary ireo ray aman-dreniny sy ny olona rehetra tao amin’ny hopitaly koa.

Niparitaka tao amin’ny tànanan’i Itaguai ny vaovao ka nisy famangiana nataon’ny Fanahy Masina : maro ny olona tsy mpiditra am-piangonana intsony no niverina ka niaiky ny otany sy nandray an’i Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy, fa ho avy Jesosy.

Nalefan’i Jesosy io zazakely io hitondra izany hafatra izany !

Andro vitsivitsy taorian’izany dia maty io zazakely io !

Izao no hafatra : « HO AVY JESOSY », mibebaha, minoa ny filazantsara, mialà amin’ny ratsy, raiso Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy anao.

Verset du jours
Nous suivre
Sondage
Tinao ve ny site-ntsika
 
Statistika
Aujourd'hui :
1126
Hier :
7742
Total :
1466652
Votre IP : 52.201.27.211